Romanina 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raiso tsara izay malemy+ finoana, fa aza mitsara ny fisalasalana ao anatiny.+ Galatianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry rahalahy isany, raha misy olona sendra manao fahadisoana+ nefa tsy fantany akory, dia aoka izay olona araka ny fanahy+ eo aminareo hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Etsy an-danin’izany koa anefa, dia aoka ny tsirairay aminareo mba hitandrin-tena tsara+ sao halaim-panahy ihany.+ Galatianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifampitondrà foana izay mavesatra,+ ary tanteraho amin’izany ny lalàn’i Kristy.+ 1 Tesalonianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.
6 Ry rahalahy isany, raha misy olona sendra manao fahadisoana+ nefa tsy fantany akory, dia aoka izay olona araka ny fanahy+ eo aminareo hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Etsy an-danin’izany koa anefa, dia aoka ny tsirairay aminareo mba hitandrin-tena tsara+ sao halaim-panahy ihany.+
14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.