Salamo 69:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+
9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+