Romanina 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa tsy miankina amin’izay maniry na amin’izay mihazakazaka àry izany, fa miankina kosa amin’Andriamanitra+ izay mamindra fo.+ 2 Korintianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miara-miasa aminy izahay,+ ka miangavy anareo koa mba hanaiky ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra nefa tsy hanadino ny zava-kendren’izany.+
16 Koa tsy miankina amin’izay maniry na amin’izay mihazakazaka àry izany, fa miankina kosa amin’Andriamanitra+ izay mamindra fo.+
6 Miara-miasa aminy izahay,+ ka miangavy anareo koa mba hanaiky ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra nefa tsy hanadino ny zava-kendren’izany.+