9 Tsy araka ny nofo anefa ianareo, fa araka ny fanahy,+ raha mitoetra ao anatinareo tokoa ny fanahin’Andriamanitra.+ Fa raha misy tsy manana ny fanahin’i Kristy,+ dia tsy an’i Kristy izy.
19 Tsy fantatrareo angaha fa ny vatanareo no tempolin’ny+ fanahy masina, dia ny fanahy masina izay ao anatinareo+ sady azonareo avy amin’Andriamanitra? Ary tsy anareo intsony koa ny tenanareo,+