Genesisy 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Indray mandeha, raha mbola nonina+ teo amin’izany tany izany i Israely, dia lasa i Robena nanao firaisana tamin’i Bilaha vadikelin-drainy, ary ren’i Israely izany.+ Ary roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakoba. Levitikosy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vadin-drainao,+ fa fitanjahan-drainao ihany izany. Deoteronomia 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Tsy misy lehilahy mahazo maka ny vadin-drainy, sao manainga ny akanjon-drainy izy.+
22 Indray mandeha, raha mbola nonina+ teo amin’izany tany izany i Israely, dia lasa i Robena nanao firaisana tamin’i Bilaha vadikelin-drainy, ary ren’i Israely izany.+ Ary roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakoba.