1 Korintianina 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa aoka tsy hisy hanao olona ho reharehany, fa anareo ny zava-drehetra,+ Jakoba 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao anefa ianareo dia mirehareha ny amin’izay zavatra ieboeboanareo.+ Ratsy ny fireharehana rehetra toy izany.
16 Izao anefa ianareo dia mirehareha ny amin’izay zavatra ieboeboanareo.+ Ratsy ny fireharehana rehetra toy izany.