4 Fa izay rehetra voasoratra taloha dia nosoratana+ ho fianarantsika,+ mba hananantsika fanantenana+ amin’ny alalan’ny fiaretantsika+ sy ny fampiononana+ avy ao amin’ny Soratra Masina.
11 Nanjo azy ireny izany mba ho anatra, ary nosoratana ho fampitandremana+ ho antsika, dia isika izay tratran’ny faran’ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.+