FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa rehefa hitan’izy ireo kosa fa nankinina tamiko+ ny fitoriana ny vaovao tsara tamin’ny tsy voafora,+ toy ny nanankinana tamin’i Petera ny fitoriana tamin’ny voafora+

  • Efesianina 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Efa renareo tokoa fa nasain’Andriamanitra niandraikitra+ ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa aho, mba hahasoa anareo.

  • Kolosianina 1:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tonga mpanompon’izany+ fiangonana izany aho, araka ny asa fiandraiketana+ nomen’Andriamanitra ahy hahasoa anareo, mba hamitana tanteraka ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara