Eksodosy 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa mitandrema tsara fa manana fahefana izy, ka ankatoavy ny teniny. Aza mikomy aminy, fa tsy hamela ny helokao izy,+ satria ao aminy ny anarako. Nomery 14:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 eny, ireo lehilahy ireo, izay nilaza zavatra ratsy momba ilay tany, dia ho fatin’ny loza avy amin’i Jehovah.+
21 Koa mitandrema tsara fa manana fahefana izy, ka ankatoavy ny teniny. Aza mikomy aminy, fa tsy hamela ny helokao izy,+ satria ao aminy ny anarako.
37 eny, ireo lehilahy ireo, izay nilaza zavatra ratsy momba ilay tany, dia ho fatin’ny loza avy amin’i Jehovah.+