Romanina 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aoka àry isika hiezaka hampisy fihavanana+ sy hifampahery.+ Romanina 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka isika samy hanao izay mahafaly ny namany amin’izay tsara, dia izay mampahery azy.+