Romanina 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka isika samy hanao izay mahafaly ny namany amin’izay tsara, dia izay mampahery azy.+ Filipianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary aoka ny tsirairay aminareo hihevitra izay hahasoa ny hafa,+ fa tsy izay hahasoa ny tenany ihany.+
4 Ary aoka ny tsirairay aminareo hihevitra izay hahasoa ny hafa,+ fa tsy izay hahasoa ny tenany ihany.+