Tononkiran’i Solomona 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sahala amin’ny tendrombohitra Karmela+ ny lohanao, ary ny volon-dohanao+ dia tahaka ny volonondry nolokoana volomparasy somary mena.+ Babon’ny volonao misahondrahondra ny mpanjaka.+
5 Sahala amin’ny tendrombohitra Karmela+ ny lohanao, ary ny volon-dohanao+ dia tahaka ny volonondry nolokoana volomparasy somary mena.+ Babon’ny volonao misahondrahondra ny mpanjaka.+