1 Korintianina 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa napetrak’Andriamanitra ao amin’ny vatana ny rantsany tsirairay, araka izay tiany.+