FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Maro no hilaza amiko amin’izany andro izany hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô,+ moa ve izahay tsy efa naminany tamin’ny anaranao, sy efa namoaka demonia tamin’ny anaranao, ary efa nanao fahagagana maro tamin’ny anaranao?’+

  • 1 Korintianina 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa izay maminany kosa dia mampahery+ sy mandrisika ary mampionona ny olona amin’izay lazainy.

  • Apokalypsy 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tamin’izay dia niankohoka teo an-tongotr’ilay anjely aho mba hivavaka taminy.+ Hoy anefa izy tamiko: “Tandremo! Aza manao izao!+ Fa mpanompo ihany aho, toa anao sy ireo rahalahinao izay manao ny asa fitoriana momba an’i Jesosy.+ Andriamanitra no ivavaho,+ fa ny fitoriana momba an’i Jesosy no anton’ny faminaniana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara