1 Tesalonianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra. 2 Petera 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ankoatra izany, dia hevero ho famonjena ny faharetan’ny Tompontsika, tahaka ny nosoratan’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo,+ araka ny fahendrena+ nomena azy.
14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.
15 Ankoatra izany, dia hevero ho famonjena ny faharetan’ny Tompontsika, tahaka ny nosoratan’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo,+ araka ny fahendrena+ nomena azy.