FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 119:99
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  99 Lasa lalin-tsaina mihoatra noho ny mpampianatra ahy rehetra aho,+

      Satria ny fampahatsiahivanao no saintsainiko.+

  • Efesianina 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Amin’izay dia tsy ho zaza intsony isika ka hatopatopan’ny+ onja sy havezivezin’izao karazan-drivotry ny fampianarana+ rehetra izao amin’ny alalan’ny famitahan’ny+ olona, sy amin’ny alalan’ny hafetsen-dratsy amin’ny famoronana hevi-diso.

  • Hebreo 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa izay rehetra mivelona amin’ny ronono dia tsy mahay tsara ny tenin’ny fahamarinana, satria mbola zaza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara