FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.+ Ary izy ity no famantarana ao amin’ny taratasy rehetra fa sora-tanako io.

  • Filemona 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Izaho Paoly no manoratra, eny, ny tanako mihitsy no manoratra:+ Izaho no hanefa izany. Tsy te hilaza aminao aho fa ananako trosa koa ange ianao e! Ary ianao mihitsy izany trosa izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara