Romanina 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 araka ny voasoratra hoe: “Efa nataon’Andriamanitra renoky ny torimaso lalina izy ireo,+ ary nomeny maso mba tsy hahitany sy sofina mba tsy handrenesany, mandraka androany.”+
8 araka ny voasoratra hoe: “Efa nataon’Andriamanitra renoky ny torimaso lalina izy ireo,+ ary nomeny maso mba tsy hahitany sy sofina mba tsy handrenesany, mandraka androany.”+