FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Eny, izao no fitalahoako: Rehefa eo aminareo aho, dia mba tsy ho voatery ho sahy araka ilay fahasahiana eritreretiko, ka tsy handray fepetra+ henjana amin’ny sasany izay mihevitra anay ho velona araka ny nofo.

  • 2 Korintianina 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Na dia tsy any aminareo aza aho, dia ataovy toy ny hoe tonga any aminareo fanindroany aho. Fa efa nolazaiko teo aloha sady mbola lazaiko mialoha amin’ireo efa nanota teo aloha sy amin’ny hafa rehetra, fa raha tonga indray aho, dia tsy hisy olona hotsimbiniko tsy hiharan’ny famaizana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara