FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ho aminareo rehetra anie ilay Andriamanitry ny fiadanana!+ Amena.

  • 1 Korintianina 14:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Fa Andriamanitra tsy Andriamanitry ny fikorontanana,+ fa Andriamanitry ny filaminana.+

      Toy ny any amin’ny fiangonana rehetran’ny olona masina,

  • 1 Tesalonianina 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hanamasina tanteraka anareo anie ilay Andriamanitry ny fiadanana!+ Enga anie ilay toe-tsaina* sy aina* ary vatana iraisanareo ka samy hotehirizina tsy hisy kilema amin’ny lafiny rehetra sy tsy hanan-tsiny amin’ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara