FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa satria nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ dia tonga tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana.+

  • Romanina 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Etsy an-danin’izany, ho an’izay tsy manao asa nefa mino+ kosa, dia raisina ho fahamarinany ny finoany an’ilay manambara ny ratsy fanahy ho marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara