Deoteronomia 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Voaozona izay tsy mampanan-kery ny teny ato amin’ity lalàna ity sy tsy mankatò izany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Jeremia 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Voaozona izay tsy mihaino ny teny ato amin’ity fifanekena ity,+ Asan’ny Apostoly 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nahoana ianareo no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga+ ny vozon’ny mpianatra nefa samy tsy nahazaka izany na ny razantsika na isika?+ Jakoba 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na iza na iza mitandrina ny Lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray monja, dia manjary meloka amin’izy rehetra.+
26 “‘Voaozona izay tsy mampanan-kery ny teny ato amin’ity lalàna ity sy tsy mankatò izany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
3 ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Voaozona izay tsy mihaino ny teny ato amin’ity fifanekena ity,+
10 Koa nahoana ianareo no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga+ ny vozon’ny mpianatra nefa samy tsy nahazaka izany na ny razantsika na isika?+
10 Na iza na iza mitandrina ny Lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray monja, dia manjary meloka amin’izy rehetra.+