1 Korintianina 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha misy tsy miraiki-po amin’ny Tompo, dia aoka izy ho voaozona.+ Avia, ry Tomponay ô!+ Galatianina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Enga anie ka ireo mitady hampivadika anareo+ ireo mihitsy no hovosirina!+