Marka 14:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+ Romanina 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy mitondra anareo ho amin’ny fanandevozana ny fanahin’Andriamanitra,* sady tsy mampisy tahotra,+ fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka+ kosa. Ary io fanahy io no mahatonga antsika hiantso mafy hoe: “Aba,*+ Ray ô!”
36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+
15 Tsy mitondra anareo ho amin’ny fanandevozana ny fanahin’Andriamanitra,* sady tsy mampisy tahotra,+ fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka+ kosa. Ary io fanahy io no mahatonga antsika hiantso mafy hoe: “Aba,*+ Ray ô!”