FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa i Saoly kosa nihetraketraka mafy tamin’ny fiangonana. Nitety trano izy ary notaritaritiny hivoaka ny mpino na lahy na vavy, ka nataony am-ponja.+

  • Asan’ny Apostoly 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary mbola nandrahona sy nitady handripaka+ ny mpianatry+ ny Tompo ihany i Saoly. Koa nankany amin’ny mpisoronabe izy,

  • Asan’ny Apostoly 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nenjehiko izay anisan’izany Lalana izany, ary tonga hatramin’ny famonoana azy ireo ho faty aho,+ ka nofatorako sy natolotro mba hatao am-ponja ireny,+ na lahy na vavy.

  • Asan’ny Apostoly 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Imbetsaka aho no nanasazy azy tany amin’ny synagoga rehetra,+ ka niezaka ny hanery azy handa ny finoany. Ary satria tezitra mafy dia mafy tamin’izy ireny aho, dia vitako hatramin’ny nanenjika azy tany amin’ny tanàna ivelany mihitsy aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara