10 Ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ nasehon’Andriamanitra anefa no naha toy izao ahy. Ary tsy very maina ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa nasehony tamiko.+ Fa niasa mafy mihoatra noho izy rehetra aho,+ nefa tsy izaho fa ilay hatsaram-panahy tsy manam-paharoa naseho tamiko.+