Jaona 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nentiny tany amin’i Jesosy izy, ary hoy i Jesosy rehefa nahita+ azy: “Ianao no Simona+ zanak’i Jaona,+ ary ianao hatao hoe Kefasy”—izay adika hoe Petera.+ 1 Korintianina 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary niseho tamin’i Kefasy+ izy, ary avy eo tamin’izy roa ambin’ny folo lahy.+
42 Nentiny tany amin’i Jesosy izy, ary hoy i Jesosy rehefa nahita+ azy: “Ianao no Simona+ zanak’i Jaona,+ ary ianao hatao hoe Kefasy”—izay adika hoe Petera.+