FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Eny, sady mamirapiratra ianareo no mitana mafy ny tenin’ny fiainana,+ mba hananako antom-pifaliana amin’ny andron’i Kristy,+ satria tsy ho very maina fotsiny ny hazakazaka na ny asa mafy nataoko.+

  • 1 Tesalonianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izany indrindra no antony nanirahako azy rehefa tsy zakako intsony ny tsy nahita anareo, mba hahalalako raha mbola tsy mivadika ianareo,+ sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka ho very maina ny asa mafy nataonay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara