1 Jaona 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+
9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+