1 Tesalonianina 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 satria mitady hisakana+ anay tsy hitory amin’ny hafa firenena mba hahavoavonjy+ an’ireny. Koa manao fahotana maro foana izy ireo,+ kanjo nihatra taminy ihany ny fahatezeran’Andriamanitra,+ rehefa ela ny ela. 2 Timoty 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny Tompo kosa nijoro teo anilako+ ka nankahery ahy,+ mba hotanterahina an-tsakany sy an-davany amin’ny alalako ny asa fitoriana, ary mba handre izany ny firenena rehetra.+ Ary nafahana avy tamin’ny vavan’ny liona+ aho.
16 satria mitady hisakana+ anay tsy hitory amin’ny hafa firenena mba hahavoavonjy+ an’ireny. Koa manao fahotana maro foana izy ireo,+ kanjo nihatra taminy ihany ny fahatezeran’Andriamanitra,+ rehefa ela ny ela.
17 Ny Tompo kosa nijoro teo anilako+ ka nankahery ahy,+ mba hotanterahina an-tsakany sy an-davany amin’ny alalako ny asa fitoriana, ary mba handre izany ny firenena rehetra.+ Ary nafahana avy tamin’ny vavan’ny liona+ aho.