Efesianina 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ary mba hampihavanany+ tanteraka antsika roa tonta amin’Andriamanitra ka ho tonga vatana iray+ isika, amin’ny alalan’ny hazo fijaliana,+ satria ny tenany no namonoany ilay fandrafiana.+
16 ary mba hampihavanany+ tanteraka antsika roa tonta amin’Andriamanitra ka ho tonga vatana iray+ isika, amin’ny alalan’ny hazo fijaliana,+ satria ny tenany no namonoany ilay fandrafiana.+