Romanina 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Toy ny fanomezana maimaim-poana+ anefa ny fanambarana azy ireo ho marina noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa,+ amin’ny alalan’ny fanafahana nentin’ny vidim-panavotana+ naloan’i Kristy Jesosy.
24 Toy ny fanomezana maimaim-poana+ anefa ny fanambarana azy ireo ho marina noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa,+ amin’ny alalan’ny fanafahana nentin’ny vidim-panavotana+ naloan’i Kristy Jesosy.