FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany.

  • Romanina 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+

  • Apokalypsy 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nihira hira vaovao+ izy ireo, nanao hoe: “Mendrika handray ny horonam-boky sy hamaha ny tombo-kaseny ianao, satria efa novonoina ho faty, ary ny ranao+ no nividiananao+ ho an’Andriamanitra,+ olona avy tamin’ny foko sy fiteny sy vahoaka ary firenena rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara