Jaona 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+ Jaona 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izaho no voaloboka ary ianareo no sampany. Izay tafaray foana amiko, ary izaho tafaray aminy, no mamoa be.+ Tsy afaka manao na inona na inona mihitsy mantsy ianareo, raha misaraka amiko.
4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+
5 Izaho no voaloboka ary ianareo no sampany. Izay tafaray foana amiko, ary izaho tafaray aminy, no mamoa be.+ Tsy afaka manao na inona na inona mihitsy mantsy ianareo, raha misaraka amiko.