Asan’ny Apostoly 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany. Galatianina 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika.
28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany.
4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika.