Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho lava andro iainana ianao, ary mba hahita soa+ any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho lava andro iainana ianao, ary mba hahita soa+ any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.