6Aoka ny mpanompo rehetra izay mitondra zioga hihevitra foana ny tompony ho mendrika hahazo fanajana feno,+ mba tsy hitenenan-dratsy mihitsy ny anaran’Andriamanitra sy ny fampianarana.+
18 Aoka ny mpiasa an-trano hanaiky+ ny tompony amin’ny fahatahorana mendrika azy,+ tsy ny tompo tsara fanahy sy be fandeferana ihany fa ny sarotiny koa.