Matio 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao,+ ary rehefa voakatonao ny varavarana, dia mivavaha amin’ny Rainao izay ao amin’ny miafina.+ Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina. Joda 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ianareo kosa, ry malala, miorena tsara+ eo amin’ny finoanareo+ masina indrindra, ary mivavaha eo ambany fitarihan’ny fanahy* masina.+ Amin’ny fanaovana izany,
6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao,+ ary rehefa voakatonao ny varavarana, dia mivavaha amin’ny Rainao izay ao amin’ny miafina.+ Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina.
20 Ianareo kosa, ry malala, miorena tsara+ eo amin’ny finoanareo+ masina indrindra, ary mivavaha eo ambany fitarihan’ny fanahy* masina.+ Amin’ny fanaovana izany,