FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa satria manana izany fanantenana+ izany isika, dia afaka miteny amim-pahatsorana,

  • 1 Timoty 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa izay manompo amin’ny fomba tsara, dia mahazo laza tsara ho an’ny tenany,+ sady afaka miteny amim-pieritreretana madio+ momba ny finoany an’i Kristy Jesosy.

  • Hebreo 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa i Kristy kosa mendri-pitokisana amin’ny maha Zanaka+ miandraikitra ny ao an-tranon’Andriamanitra rehetra azy. Isika izany tranony izany,+ raha hazonintsika mafy hatramin’ny farany ny fahasahiantsika miteny sy ny fireharehantsika noho ny fanantenantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara