Efesianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary niara-natsangany+ sy niara-napetrany teo amin’ny toerana tanantsika any amin’ny faritry ny lanitra+ isika, noho isika tafaray amin’i Kristy Jesosy. Hebreo 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+
6 Ary niara-natsangany+ sy niara-napetrany teo amin’ny toerana tanantsika any amin’ny faritry ny lanitra+ isika, noho isika tafaray amin’i Kristy Jesosy.
26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+