FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+

  • Jaona 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+

  • Joda 1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Joda, mpanompon’i Jesosy Kristy, sady rahalahin’i Jakoba.+

      Ho an’ny olona voantso,+ tiana ao amin’Andriamanitra Ray+ ary voatsimbina+ ho an’i Jesosy Kristy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara