Romanina 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa tsy mpanompon’i Kristy Tompontsika ny olona toy ireny fa mpanompon’ny kibony+ ihany, ary teny malefaka+ sy teny fiderana+ no amitahany ny olona tso-po.
18 Fa tsy mpanompon’i Kristy Tompontsika ny olona toy ireny fa mpanompon’ny kibony+ ihany, ary teny malefaka+ sy teny fiderana+ no amitahany ny olona tso-po.