1 Timoty 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fomba hahazoan-tombony be+ tokoa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+ raha ampiarahina amin’ny fahaiza-mianina amin’izay ananana.+ Hebreo 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aoka ny fomba fiainanareo tsy hisy fitiavam-bola,+ fa aoka ianareo hianina+ amin’izay efa eo.+ Fa hoy izy: “Tsy handao anao mihitsy aho, ary tsy hahafoy anao velively.”+
6 Fomba hahazoan-tombony be+ tokoa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+ raha ampiarahina amin’ny fahaiza-mianina amin’izay ananana.+
5 Aoka ny fomba fiainanareo tsy hisy fitiavam-bola,+ fa aoka ianareo hianina+ amin’izay efa eo.+ Fa hoy izy: “Tsy handao anao mihitsy aho, ary tsy hahafoy anao velively.”+