Salamo 119:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Hilaza ny fampahatsiahivanao eo anatrehan’ny mpanjaka koa aho,+Ary tsy ho menatra.+ Romanina 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy menatra+ noho ny vaovao tsara aho, fa herin’Andriamanitra+ izy io ho famonjena izay rehetra mino,+ dia ny Jiosy aloha+ vao ny Grika koa.+ 2 Timoty 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa aza menatra mitory momba ny Tompontsika,+ na menatra noho ny amiko, dia izaho izay voafonja noho ny aminy.+ Fa miareta kosa fahoriana+ noho ny vaovao tsara, araka ny herin’Andriamanitra.+
16 Fa tsy menatra+ noho ny vaovao tsara aho, fa herin’Andriamanitra+ izy io ho famonjena izay rehetra mino,+ dia ny Jiosy aloha+ vao ny Grika koa.+
8 Koa aza menatra mitory momba ny Tompontsika,+ na menatra noho ny amiko, dia izaho izay voafonja noho ny aminy.+ Fa miareta kosa fahoriana+ noho ny vaovao tsara, araka ny herin’Andriamanitra.+