Matio 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay lehibe indrindra aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo.+ Efesianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ary hanao izany amim-panetren-tena+ sy amim-pahalemem-panahy tanteraka, ary amin’ny fahari-po,+ ka hifampizaka amim-pitiavana,+ Efesianina 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aoka ianareo samy hanaiky ny namanareo avy,+ noho ny fahatahorana an’i Kristy.
2 ary hanao izany amim-panetren-tena+ sy amim-pahalemem-panahy tanteraka, ary amin’ny fahari-po,+ ka hifampizaka amim-pitiavana,+