FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izay avy any ambony dia ambonin’ny hafa rehetra.+ Izay avy amin’ny tany dia avy amin’ny tany, ary milaza zavatry ny tany.+ Izay avy any an-danitra dia ambonin’ny hafa rehetra.+

  • 1 Jaona 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aza tia an’izao tontolo izao na ny zavatra eo amin’izao tontolo izao.+ Raha misy tia an’izao tontolo izao, dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara