Romanina 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary aza manaiky intsony hovolavolain’ity+ tontolo ity, fa miovà ka havaozy ny sainareo,+ mba handinihanareo tsara ka hamantaranareo+ ny sitrapon’Andriamanitra,+ izay tsara sady ankasitrahana no tonga lafatra. Efesianina 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka mba hitafy+ ny toetra vaovao+ izay noforonina+ araka ny sitrapon’Andriamanitra, amin’ny tena fahitsiana+ sy tsy fivadihana.
2 Ary aza manaiky intsony hovolavolain’ity+ tontolo ity, fa miovà ka havaozy ny sainareo,+ mba handinihanareo tsara ka hamantaranareo+ ny sitrapon’Andriamanitra,+ izay tsara sady ankasitrahana no tonga lafatra.
24 ka mba hitafy+ ny toetra vaovao+ izay noforonina+ araka ny sitrapon’Andriamanitra, amin’ny tena fahitsiana+ sy tsy fivadihana.