Romanina 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fitiavana+ tsy manisy ratsy ny namana,+ koa ny fitiavana no fanatanterahana ny lalàna.+ 1 Jaona 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao tokoa no didiny: Ny hinoantsika ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ sy ny hifankatiavantsika,+ araka ny nandidiany antsika.
23 Izao tokoa no didiny: Ny hinoantsika ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ sy ny hifankatiavantsika,+ araka ny nandidiany antsika.