FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ankatoavy, anaka, ny didin-drainao,+ ary aza atao tsinontsinona ny lalàn-dreninao.+

  • Lioka 2:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ary niara-nidina tamin’izy ireo nankany Nazareta izy, ka nankatò+ azy ireo foana. Dia nitahiry tsara izany teny rehetra izany tao am-pony+ ny reniny.

  • Efesianina 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara