FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hidera anao amin’ny foko manontolo aho, Jehovah ô,+

      Ary hanambara ny asanao mahatalanjona rehetra.+

  • Matio 22:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+

  • Romanina 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aza malaina amin’izay ataonareo.+ Aoka ianareo harehitry ny fanahy.+ Manompoa an’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara